Teny iditra | valiha jihy vy | |
Singan-teny | valiha ; vy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Volo ihany ny vatany fa tariby kosa ny tadiny (jihim-baliha no ilantsoan' ny Ntaolo ny tadiny amin' izay) [1.1] | |
Voambolana | Feon-kira: zavamaneno | |
Renianarana | ||
Anarana iray reny | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19 |